| Teny iditra (1/3) | 1 dady |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
4 [Sakalava] Raibe na renibe
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 [Provincial] a grandfather or grandmother. See raibe
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 terme usité pour désigner les grands-parents voire parfois les ancêtres
[1.354#85] |
| Voambolana | 7 Fifandraisana: fianakaviana |
| Mpanahaka | 8 dadilahy, 9 dadivavy |
| Teny iditra (2/3) | 10 dady |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 reliques des ancêtres royaux sakalava
[1.354#85] |
| Teny iditra (3/3) | 13 dady |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 [Sihanaka] tandady (ankizy)
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|