|
|
|
|

Teny iditra 1  dainana
Fototeny  2 daina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Kapohina, dabohana mafy, havokavohana: Daino ny vy dieny mafana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be smitten, to be struck, to be beaten [1.2]

Fivaditsoratra  10 adanina, 11 andiaña, dainana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19