| Teny iditra | 1 dalaboboka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Fianjerana mafy ka ny vatana manontolo no indray miantonta
11 Fianjera andrenesana feo midoboka na mitora-jofo amin' ny vovoka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 concussion, a violent fall. See daboboka
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 Chute lourde, l'état d'inertie, l'état de ce qui croupit, de ce qui est abandonné
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|