| Teny iditra | 1 danesaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Fandeha tsy miraidraika, tsy rototra
11 Fihetsika tsy maka sarotra 12 Famindran' ireo matavy izay mamindra miadana sy miresaresa [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 slowness, tardiness
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 Lenteur et mollesse dans la démarche
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 15 asendaka, danesaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|