| Teny iditra | 1 danihina |
| Fototeny | 2 danika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 May, voadoro, asian' ny herin' ny hafanana: Danihin' ny andro aho eto fa aoka hihisakisaka any ho any
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be oppressed by the heat of the day
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Qui est chauffé, brûlé par le soleil
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 11 andahiny, danihina, 12 dinahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|