|
|
|
|

Teny iditra1  danoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fandeha miangoty sy miaingitra ampisehoana fahamboniana na enti-milaza amin' ny hafa fa miadana sy sambatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Démarche lente, comme de quelqu'un qui est bien repu ; action de parler avec affectation [1.3]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
Tovy hevitra  8  danona

Fivaditsoratra  9  danoka, dokana, donaka, kadoña, kodàna

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31