|
|
|
|

Teny iditra 1  darondarona
Fototeny  2 darona
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8 Avonavona miharo hatezerana eo amin' ny fitenenana
9 Fidaondaom-bava, avom-bava, heto-bava, taim-bava. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 insolence, anger [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 Insolence mêlée de colère [1.3]
Voambolana  12  Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19