Teny iditra diadema
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr, diadème] Satroboninahitry ny mpanjaka, mariky ny fiandrianana
Haingom-behivavy toy ny fehiloha
Drakadraka [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: diadème.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31