Teny iditra | 1 diakona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Fivavahana, finoana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 (fivavahana protestanta.) Olona, lehilahy sy vehivavy, manam-py ny Mpitandrina amin' ny fitondrana sy fikarakarana ny fiangonana ka ireto avy ny lehibebe amin' ny andraikitra sahaniny: mikarakara ny fanaovana ny sakramenta sy ny fanaka momba azy; tompon' andraikitra amin' ny fandaminana sy fanginana ao an-trano fiangonana; mamangy ny marary sy ny mahantra; mikarakara ny ankizy sy ny tanora [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a deacon [1.2] 6 a deacon [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 diacre [1.8] |
Ohatra |
8 diakona tao amin' ny FJKM Tranovato Ambatonakanga izy hatramin' ny 1966 ary Loholona tato aoriana. [2.508#] |
Lahatsoratra |
9 Randzavola: diakona ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 10 andikao, diakona |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |