| Teny iditra | 1 diboka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Difotra ao anaty rano, na sarona tsy misy miseho: Dibo-drano ny tanimbary
9 Feno: Dibokafaliana ny fonay amin' izao fahatongavanao izao [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 full, crowded, covered, as with water
[1.2] |
| Ohatra |
11 Fa diboka ny fahoriana ny fanahiko;
[2.996#]
|
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe diboka |
| Fivaditsoratra | 13 bodika, diboka, 14 dobaky, 15 kidabo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|