|
|
|
|

Teny iditra1  diera
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: mampinono
Fanazavàna teny malagasy  4  ny diera lahy dia manana tandroka lehibe mirantsandrantsana. Samy faingam-pandeha na ny lahy na ny vavy, sady tsara tarehy no malemy fanahy [1.38]
Tovy hevitra  5  serfa
Sary 
6 

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/27