|
|
|
|

Teny iditra 1  difika
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  25 Potika na sila-kazo miala raha misy mamaky na manapa-kazo; potika na silaby mipitika avy amin' ny fanapehan' ny mpanefy ny vy amin' ny tantanana; kilalaon' afom-by mipiritika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  26 a fragment, a splinter, anything which flies off with violence from a hard substance. See tsilaka [1.2]
Fikambanana  27  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe difika

Fivaditsoratra  difika, 28 fikady

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19