|
|
|
|

Teny iditra 1  dikaina
Fototeny  2 dika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ihoarana avy eo ambony: Dia tsy ho hainao dikaina ve io tatatra io
9 Seranana na salovanana eo anoloana na eo ambony: Aza dikainao itỳ dadatoanao, anaka
10 Andalovana fotsiny, tsy raharahaina: Loza fa nodikainaony lehibenao, hadinonao angaha ny hoe: aza manao rano dihain-jinga!
11 Nodinganina, navela fa hadino: Andalana tala no nodikain' ny mpanoratra amin' ny milina
12 Tsy narahina: Nodikainao ny lalàna ha hofaizina ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 to be overstepped, to be translated [1.2]
14 to be crossed by something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 dont on s'est écarté [1.8]
Ohatra  16  Ka ianareo tsy manivaka, milaza ny marina tsy azonay dikaina. [2.245#]
17  Nanorenana tetezana teny amin' ireo renirano tsy maintsy dikaina. [2.445#]
18  Fa izaho no saonjo an-kihin-karana : tsy hadím-body, tsy hanin-dravina, ka raha dikaina, mahabe lohalika; [1.406#]
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe dikaina
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21