|
|
|
|

Teny iditra1  dikaina (dika)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Ihoarana avy eo ambony: Dia tsy ho hainao dikaina ve io tatatra io
4  Seranana na salovanana eo anoloana na eo ambony: Aza dikainao itỳ dadatoanao, anaka
5  Andalovana fotsiny, tsy raharahaina: Loza fa nodikainaony lehibenao, hadinonao angaha ny hoe: aza manao rano dihain-jinga!
6  Nodinganina, navela fa hadino: Andalana tala no nodikain' ny mpanoratra amin' ny milina
7  Tsy narahina: Nodikainao ny lalàna ha hofaizina ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  to be overstepped, to be translated [1.2]
9  to be crossed by something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  dont on s'est écarté [1.8]
Ohatra  11  Ka ianareo tsy manivaka, milaza ny marina tsy azonay dikaina. [2.245#]
12  Nanorenana tetezana teny amin' ireo renirano tsy maintsy dikaina. [2.445#]
13  Fa izaho no saonjo an-kihin-karana : tsy hadím-body, tsy hanin-dravina, ka raha dikaina, mahabe lohalika; [1.406#]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny dikaina io

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25