Teny iditra |
Diksionera amin' ny Baiboly
|
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
/m:props>
Mpanoratra | Evans, 1939; Randzavola Henri, 1939 |
Fanonta printy | 1952. Librairie Protestante. Ambainy: 16cm. Haavony: 22cm. Takila: (1) i-x, 1-544; (2) 545-1098. Boky: 2.
|
Teny fotony | diksionera,
baiboly |
Mpanahaka |
Abidin' ny Baiboly ~
Ny Diksionary amin' ny Baiboly |
Fizahan-takelaka |
FANAFOHEZAN-TENY
Misy fanafohezan-teny vitsivitsy ampiasaina ato amin' ity boky ity, dia ireto:
Test. Tal. |
Testamenta Taloha |
Test. Vao. |
Testamenta Vaovao |
MSS |
Manoskripta na Sora-tanana |
A.D. |
Anno Domini (fanisana ny taona hatramin' ny andron' ny Tompo no mankatỳ) |
B.C. |
Before Christ (fanisana ny taona talohan' ny andron' ny Tompo) |
J.E.D.P. |
Filazana samy hafa nahazoana ny tantara ao amin' ny Pentatioka sy ny boky sasany. |
Ary ny anaran' ny boky ao amin' ny Baoboly dia hafohezina toy izao:
|
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
Sary |
|
|