Teny iditra | 1 dintamborona |
Fototeny | 2 dinta, vorona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Karazana dinta mpipetaka amin' ny vavan' ny vorom-bazaha rehefa ilay misotrasotra amin' ny rano iny ireto |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] a species of leech that attaches itself to the heads of water-fowl |
Voambolana |
6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Fivaditsoratra | 7 andrombotany, dintamborona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |