Teny iditra diosezy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. diocèse] (Fiv. kat.) Faritany eo ambany fitondran' ny eveka iray, izay mandidy mahatapaka eo amin' io faritra io rehefa manaraka ny sori-dalan' ny Eglizy [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: diocèse.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31