Teny iditra | 1 dirandoza |
Fototeny | 2 iditra, loza |
Sokajin-teny | 3 tenim-piontanana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tenim-piontanana mivoaka ny vava raha mahare fa nisy voina lehibe nitranga tamindRanona tatsy na tamindRanona taroa: May, hono, ny tranon-dRazafy arỳ Ankorahotra. Dirandoza marina! |
Tsipelina hafa | 5 idirandoza, idirondoza, dirondoza |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |