|
|
|
|

Teny iditra1  disadisaka
Fototeny  2  disaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Valaka, sasatra
5  Leo na tofoka tanteraka
6  Entina milaza koa ny mongomongo, ny potipotika na torotoro [1.1]
Tovy hevitra  7  disaka
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny disadisaka io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20