Teny iditra disanteria
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. dysenterie] Aretina mampivalan-dra izay mety hahatratra indroapolo na mihoatra isan' andro ka mahatonga faharerahana, fahiazana ary tsy fahampiandra [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: dysenterie.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31