|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  dobaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Misafoaka noho ny hatezerana fa tsy mahatsindry fo
4  Ngeza sy vaventy ary makadiry [1.1]

Teny iditra (2/2)5  dobaka
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  paraky [Taisaka, Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  8  bodaka, daboka, dabòka, dobaka, kaboda

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31