Teny iditra | 1 dobohana |
Fototeny | 2 doboka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Velezina mafy ka miteraka feo migoboka izany [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 qu'on fait retentir, résonner [1.3] |
Ohatra |
6 Nodobohany totohondry ny lamosiko [1.1] 7 Aza dobohanao tahaka izany ny ngorondon-kazo (Ne faites pas ainsi résonner le plancher) [1.3] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 12 dobofana |
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny dobohana io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |