|
|
|
|

Teny iditra 1  dokafana
Fototeny  2 doka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Hindrahindraina amin' ny fiderana; roboana: Nodokafany loatra ny zanany ka nanjary mpiavonavona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be praised, to be flattered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on flatte, qu'on loue [1.8]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 dakofana, dokafana, 13 fanadoka, 14 fandoaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21