|
|
|
|

Teny iditra1  domohina
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: vorona
Fanazavàna teny malagasy  4  Voromailala dia [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Tourterelle [1.3#113, 1.54, 1.13]
6  pigeon sauvage [1.13]
Ohatra  7  Lay hany domohina mamin' ny fony, nindaosim-papango [1.245#mg]
8  vadiny izy, hoy ny domohina mifampirokoroko amin' ny namany [2.445#]
9  Tsy ny biby rehetra akory dia natao anompana olona, misy ireo biby natao andokafana toy ny domohina [1.519#]
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny domohina io

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/01