|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  donaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Setroka be na hafanana manevokevoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  smoke from a fire [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  fumée, chaleur suffocante des appartements [1.3]6  fumée [1.8]
Ohatra  7  Miova lasy ny tanàna, mamonjy ireo toeran-donaka! [1.253]
8  Ny fomba fiantsoana ny olona hihaino kabary dia toy izao : asiana donaka afo eny an-tendrombohitra talaky maso. [2.508]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
Kamban-teny 
Lohateny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny donaka io

Teny iditra (2/2)13  donaka
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  vono na kapoka atao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16  coup [1.3]

Fivaditsoratra  17  danoka, dokana, donaka, kadoña, kodàna

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26