|
|
|
|

Teny iditra 1  donendrina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy mahalala na inona na inona fa bado sy adaladala. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 stupid, simpleminded [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 maladroit, entrepris, simple, sot, nigaud [1.3#114]
11 hébété [1.8]
Ohatra  12  lany ve, hono, ny hambo no ny ratsy no manitsa-doha, ny malemy no be fila kisa, ny donendrina no avy manitsaka? [1.302#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19