|
|
|
|

Teny iditra 1  donina
Fototeny  2 dona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Pohina: Nodonin' ny andry ny lohako ka fanina mihitsy aho
9 Pehina: Doninao mafy loatra ny varavarana
10 Asian-teny henjana, tenenina mafy: Nodonin' ny lehibeny izy ka vaky barara tery, [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be struck, to be knocked on [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on frappe [1.8]

Fivaditsoratra  13 andony, donina, 14 ondany

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19