| Teny iditra | 1 dontoina |
| Fototeny | 2 donto |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Atao tonga marenindrenina: Mahagaga fa nodontoin' ny aretina io zaza io
9 Domboina: Aza dontoina amin' ny vato ny angadinao 10 Tonga tsy mailaka, tsy matsilo intsony: Nodontoin' ny asa mafy loatra zaza itỳ ka izany no tsy androsoany amin' ny fianarana [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|