|
|
|
|

Teny iditra 1  dorana
Fototeny  2 dotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampirehetina, asiana amin' ny afo: Nodoran' ny olona ny tanety
9 Levonina amin' ny afo: Nodorana ny fitafiany fa matin' ny areti-mifindra izy
10 Poretina, terena: Nodoran' ny Fanjakana ny mpifehy ny faritany mba hampanao lalana haingana [1.1]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 Andora, 13 andrao, 14 androa, 15 darona, dorana, 16 radona, 17 rodana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21