Teny iditra -drafitra
Sokajin-teny endritenin' ny hoe rafitra
Ohatra Lakan-drafitra very fivoy, anie aho, ry zareo [2.285]

Teny iditra drafitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsipika manoritra an-tsary ireo fizarazarana na faritra samihafa amin' ny tanana, na trano na masinina iray
Soritsoritry ny hevitra velabelarina ao anatin' ny lahatsoratra iray izay alahatra araka ny heverina ho mahamety azy: Moa misy drafitra nosoritan' ny mpanoratra raha nanao io lahatsoratra io izy? [1.1]
 Vinavina voafaritry ny hotratrarina, ny enti-manana ary ny fotoana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Plan, planning [1.13]
Ohatra Natolotry ny Résident an-dRainilaiarivony io drafitra io tamin' ny 18 Oktobra. [2.508]
Tovy hevitra planina
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29