|
|
|
|

Teny iditra 1  edikedika
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  12 Famindra na fihetsika mampiseho fiheveran-tena ho zavatra; fandeha mampiseho fireharehana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13 Démarche affectée [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19