|
|
|
|

Teny iditra1  efa halohalika ny ranom-bary
Singan-teny  2  efa, halohalika, ranombary
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] efa akaiky dia akaiky, efa antomotra ny fahavoazana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07