|
|
|
|

Teny iditra 1  efaina
Fototeny  2 efa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Vitaina: Asa tsy maintsy hefaiho anio ity
9 Tanterahina, lavorarina: Tsy maintsy efaina tsara izay atao, fa tsy atao kitoatoa ahory
10 Vidina, aloa vola: Nefaiko roapolo io
11 Onerana, averina: Tsy nanaiky aho raha tsy nefainy ny famantaranandroho nariany
12 Vonoina: Nefainy tamin' ny lefona ilay sambobelona naratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 to be accomplished [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 Qu'on finit, qu'on achève, qu'on tue [1.3]
15 qu'on termine [1.8]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe efaina
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  efaina, 18 iefana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21