|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ehô
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanosy] Bravo!

Teny iditra (2/2)4  eho
Sokajin-teny  5  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ehina [Fitanisana]
Ohatra  6  [1.1] eho ny fokonolona fa hikabary ny filoha
7  [1.1] Eho ny mpianatra fa misy vaovao lehibe holazaina aminy
Fototeny  8  aika
Tsipelina hafa  9  aiho

Fivaditsoratra  10  eho, ehô, hoe, ohe

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13