Teny iditra | 1 eladrano |
Singan-teny | 2 elaka, rano |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Zavatra mielakelaka mamirapiratra hita any anaty tany ka anaovana karazan-javatra maro sarobidy 5 [1.13] karazana mpanefitr'aratra voajanahary, karazana mineraly marefo, azo tsifahina |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3][ela-drano] mica 7 [1.13] mica |
Voambolana |
8 Haibolantany |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |