| Teny iditra | 1 enjehina |
| Fototeny | 2 enjika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Arahina: Nenjehiko moramora avy aoriana ry zalahy
9 Tratrarina an-kazakazaka avy aoriana: Nenjehin' ny polisy ilay mpangalatra ka azony ihany nony afaka folo minitra 10 Asiana an-kolaka na mivantana: Tsy fantatro izay ratsy nataoko fa enjehin' ny namako aho 11 Ampijalijalina, trandrahina hatraiza hatraiza: Nenjehina aoka izany ny mpikambana anisan' ny VVS [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 to be pursued, to be persecuted
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 qu'on poursuit, qu'on persécute
[1.8] |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe enjehina |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|