|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ento (entina)
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana entina
Ohatra  3  ento atỳ ny solomasoko [1.1]
4  Ary ento eto anatrehako i Kelimalaza lahy sy i Kelimalaza vavy; ento koa i Manjakatsiroa [2.528#21]
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny ento io
Tsanganana sy sary iray takila  6  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Teny iditra (2/2)7  ento
Sokajin-teny  8  anarana
Voambolana  9  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  10  Rauvolfia confertiflora Pichon (Apocynaceae). Arbuste très commun dans le Sud, très amer dans toutes ses parties et violemment toxique. On en prépare surtout des appâts empoisonnés pour supprimer les chiens quand ils deviennent très nombreux. L'écorce et les racines sont depuis quelques années, l'objet d'exportations vers l'Europe pour l'extraction de leurs alcaloïdes. Sur les alcaloïdes de cette espèce voir A. Bonati et coll. La Chemica et l'Industria (Milano) 53 : 1042 (1971), 54 : 618 (1972) et Fitoterapia 43 : 67 (1972). [Tandroy] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  12  ento, teno, tone

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/23