Teny iditra eokaristia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (Fivavahana katolika) Sakramenta misy ny tenan' i Jesoa-Kristy, mbamin' ny fomban' Andriamanitra ao aminy, takon' ny endriky ny mofo sy ny divay
(Fivavahana protestanta) Araka ny fampianarana protestanta kosa, ny Eokaristia dia fahatsiarovana ny fanasan' ny Tompo fotsiny ka antsoina hoe mofom-pandraisana [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: eucharistie.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31