Teny iditra eran' akotry
Singan-teny erana ; akotry
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Kely bitika, variraiventy: Aza manantena inona amin' ny fananako ialahy, ry Bema, tsy hahita eran' akotry ialahy akory [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24