Teny iditra | 1 erokatra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manondro mafimafy kokoa noho ny eroa, na dia mitovy tsara aza ny hevitra lazainy avy: Erokatra no toa mangatsiatsiaka fa andeha eny no hipetraka |
Tsipelina hafa | 4 eroana |
Fivaditsoratra | 5 erokatra, toreraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |