| Teny iditra | 1 erotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Feo hafahafa mivoaka avy any an-tenda sy avy any an' orona isaky ny maka fofon' aina rehefa matory.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 a snore
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 ronflement
[1.8] |
| Voambolana | 13 Fahasalamana 14 Feo |
| Fivaditsoratra | erotra, 15 reotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|