|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  erà
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Toerana
Fanazavàna teny malagasy  4  Ambony; toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotro iny / Avy any erà no nidina itỳ lakana itỳ [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  amont [1.3#128]
Tovy hevitra  6  ira
Kamban-teny 

Teny iditra (2/4)8  era
Sokajin-teny  9  anarana
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  13  Enti-milaza fifampiraharahana na fanalalanana [1.1]

Teny iditra (3/4)14  era
Sokajin-teny  15  anarana
Sampanteny 
16  Matoantenin' ny mpanao :
17  Matoantenin' ny iharana :
18  Matoantenin' ny fameno :
19  Anarana :
20  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21  filazana [Taisaka] [1.78]
22  fifanarahana [Bara] [1.78]
23  Fangatahana na fiangaviana lalana alohan' ny hanao zavatra: Efa vita era tsara tamin' ny rainao ve ny handehananao? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  24  consent, permission [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  25  permission [1.3#128, 1.8]
26  action de consulter, de demander conseil, consentement [1.3#128]
27  action de demander la permission [1.8]
28  avis [Taisaka] [1.82]
Kamban-teny 

Teny iditra (4/4)31  era
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny anglisy  33  fanisana taona manomboka amin' ny nisehoan' ny zava-dehibe anankiray [1.17]

Fivaditsoratra  34  are, era, erà, rea, are, era, erà, rea

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15