| Teny iditra | 1 esona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Fofon' aina somary lavareny eo ampatoriana avoakan' ny orona toa fenofeno; tsy mafy ohatra ny erotra izay feo mitrotroka sy toa mitrona mihitsy aza ny esona
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 respiration bruyante durant le sommeil
11 fig. action de faire bonne chère [1.3#130] |
| Voambolana | 12 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | esona, 13 soañe |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|