|
|
|
|

Teny iditra 1  esorina
Fototeny  2 esotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alana amin' ny toerana misy azy: Esory itỳ vatankazo itỳ fa manakan-dalana
9 Ahana, alana: Roanjato no nesoriny tamin' ny karamako
10 Roahina, alana amin' ny raharaha: Nesorin' ny fanjakana ilay ben' ny tanana tatsy ananona fa nanodinkodina volam-bahoaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be removed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on enlève, qu'on ôte [1.8]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe esorina
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 anesory, esorina, 16 Renisoa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21