Teny iditra etrana (etra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asiana fehikibo: Etrao ny pataloan' io zaza io fa miborotsoka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : etrana, etrako, etranao, etrany, etrantsika, etranay, etranareo, etran', etran-, etram-, etra-
Ny lasa : netrana, netrako, netranao, netrany, netrantsika, netranay, netranareo, netran', netran-, netram-, netra-
Ny hoavy : hetrana, hetrako, hetranao, hetrany, hetrantsika, hetranay, hetranareo, hetran', hetran-, hetram-, hetra-
Filaza mandidy : etrao

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05