Teny iditra (1/3) | 1 eva |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 avona [Bara]
[1.78] 4 basivava, mpisekoseko, mpirehareha [Taimoro] [1.78] |
Teny iditra (2/3) | 5 eva |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 famantarana ifanarahana [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 symbole [1.13] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 10 Eva |
Sokajin-teny | 11 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Voambolana |
12 Soratra Masina |
Fanazavàna teny malagasy |
13 vehivavy vadin' i Adama, dia ilay lehilahy voalohany teto ambonin-ny tany araka ny lovantsofin-ny firenena tranainy tany Azia [1.10] 14 Randzavola: Eva amin' ny Baiboly [1.38] |
Fanazavàna teny anglisy |
15 Eve [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 Ève [2.996] |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 17 Toko sy andininy momba Eva |
Tsanganana sy sary iray takila |
18 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 19 ave, eva |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21 |