|
|
|
|

Teny iditra1  evanevana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Anelanelan' ny roa tonta tsy an' ny atsy tsy an' ny aroa, latsaka afovoany: Mandeha an' evanevany izy. [1.1]
4  tsy an'ny atsy tsy an'ny aroa, latsaka afovoany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  neutre [1.3, 1.13]
6  intermédiaire, sans toucher ou appartenir à l’un ou à l’autre [1.3.fr#132]
Ohatra  7  Mandeha an’ evanevana ou mandeha evanevana izy (Il va entre les deux, il n'est ni pour l’un ni pour l’autre) [1.3#132]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  13  aevanevan, evanevana, naevaneva

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31