Teny iditra | 1 eveka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] (Fiv. kat.) Dimbin' ny apostoly, nandray ny sakaramentan' ny Fandaharana feno, ka manome ny sakramentan' ny Fankaherezana ary manamasina Pretra. Voatendrin' ny Papa hitondra faritany iray lehibe atao hoe diosezy ny eveka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a bishop |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] évêque |
Fivaditsoratra | 6 aveke, eveka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |