Teny iditra | 1 fafazana |
Fototeny | 2 fafy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny toerana asiana fafy, voam-bary na voan' anana apariaka amin' ny tany mba haniry: Hofafazako vary itỳ tany itỳ 5 Asiana: Nofafazany tehamaina ny zanany [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to be sown. Used in speaking of the land on which the seed is cast. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 Où l’on sème, sur quoi l’on éparpille, l’on répand, l’on jette, qu’on frappe: Hofafazako vary ity tany ity (Je sèmerai le riz dans ce terrain) ~ Nofafazako rano ny tarehiny (Je lui ai jeté de l’eau à fa figure) ~ Nofafazako tahamaina izy (Je lui ai lancé un soufflet) [1.3#136] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/06/09 |