Teny iditra | 1 fafy katrana |
Singan-teny | 2 fafy, katrana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny voam-bary afafy amin' izao fa tsy mba nalona mialoha; fomba famafazana vary atao matevina, izany hoe betsaka no indray atsipy, satria noho izy tsy vaky vazana dia mety tsy hitsimoka daholo [1.1] 5 fomba famafazana voa tsy nampitsiriana mialoha 6 fafy gaboraraka [1.13] 7 méthode d'ensemencement de graine sans germination préalable 8 dilapidation [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 sowing dry or unmoistened rice, in opposition to the usual mode of first soaking it until germination [vaky vazana] has commenced. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 riz qu’on sème sans le faire germer préalablement dans l’eau [1.3] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12 |